|
|
|
|

Teny iditra1  kabary tsara mitsangana
Singan-teny  2 kabary, 3 tsara, 4 mitsangana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Défense adroite mais fausse [1.3]
Tovy hevitra  8 kabary tsara lahatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12